| Fandalinana |
Tenin'i
Faniry Ezeckiel |
 |
Sahia manorina
fiarahamonina vaovao amin'ny fisainana marina sy madio
|
| Fandalinana |
Tenin'i
Chantal Rabetalata
|
 |
Mifototra amin'ny teny
voizin'ny Poetawebs mandritra ny taona 2026
|
| Fandalinana |
Tononkalo
nosoratana araka ny fanaon’i Jean Joseph Rabearivelo |
 |
Poèmes à la manière de Jean
Joseph Rabearivelo
Nangonina sy nadikan’i Narivelo Rajaonarimanana
|
| Fandalinana |
Ny
fanahy miditra ao amin'ny poeta
|
 |
Tonga mpamantatra ny hoavy
ny poeta sy ny mpanoratra noho ilay fanahy mpamangy ny tononkirany,
mpibitsika ny kalokalony izay mbola miafitra ao anaty rany.
|
| Fandalinana |
Malagasy
mankany fa eto... hatrany! |
 |
Tsy
mahasakana ny Malagasy tsy "hankany" ireo harena maro be eto amin'ny
nosy satria mitoetra eto hatrany ny fo amam-panahiny.
|
| Fandalinana |
Ny
Tsikitsikinao - Dox |
 |
Fandalinan'i
Ny Avo Elabakaka momba ny lanjan'ny tsiky amin'ny olona iantefany
|
| Fandalinana |
"Ifaharo
ny maha Malagasy" |
 |
Sambatra
i Madagasikara manana anao misalotra anarana ampoka angola tokana
aman-tany.
|
| Sehatra |
Poeta
tonga saina, mijoro, miavotra |
 |
Tatitry ny
velakevitr'i Valiha Gasy sy Tana Miranty tao amin'ny
Tranombokim-pirenena ny 10/12/2025.
|
| Tapatapakahitra |
Léo
Eden, poetan'ny zavaboahary |
 |
Mpiraifaribolan'ny
Sandratra sampana Ambatolampy, nitapatapakahitra tamin'i Toetra Ràja.
|
| Fandalinana |
Ny
zotram-piainan’ny loka literera |
 |
eo amin’ny
tontolon’ny haisoratra malagasy, lahatsoratr'i Solotiana Nirhy-Lanto
|
| Lahatsoratra |
Akanga
Tsara Soratra |
 |
Fikambanana
vaovao mivoy ny zavakanto vita amin'ny soratra sy ny teny niorina tany
Antsirabe
|
| Sehatra |
Fanavaozan-drafitra
raketin'ny sorakanton'i Toetra Ràja |
 |
Tatitry ny velakevitra
notontosain'i Tsikimilamina Rakotomavo tao amin'ny Akademia malagasy
|
| Lahatsoratra |
Fanavaozan-drafitra
raketin'ny sorakanton'i
Toetra Ràja |
 |
Fanasana
momba ny velakevitr'i Tsikimilamina Rakotomavo ao amin'ny Akademia
malagasy ny 27/11/2025
|
| Fandalinana |
Ny
harempisainana |
 |
voatahiry
ao amin'ny tononkalon'i Elie Rajaonarison. 15 novambra : fanamarihana
ny tsingerintaonany.
|
| Sehatra |
Ranjatohery
Harilala sy izy Telo lahy |
 |
Boky
kamban-telo araka ny sokajiny avy no naseho imaso misandratra andro tao
amin'ny efitrano DOX tranombokim-pirenena
|
| Fandalinana |
Tsiky milamina |
|
tononkalon'ny
vanim-potoana ankehitriny iadiana
amin'ny hotakotaky ny tany, nosoratan'ny poeta Rianaly, nohadihadin'i
Toetra Ràja
|
| Fandalinana |
Tafasirin'Imbitika
Rambala |

|
"Raha
mbola misy ihany leitsy, mbola misy tsirin-kambo..."
|
| Lahatsoratra |
An-dafy,
hetsik'i Raozigasy ao Parisy |

|
ianohana kabary, antsa
tononkalo, hira, iarahany amin'ny mpihira sy mpitendry mozika ary ireo
Raozily namany
|
| Sehatra |
Menamasoandro
nampiombon-tsaina |

|
Fotoana nampamiratra
indray ny tontolon'ny soratr'i Randja Zanamihoatra. Velakevitr'i
Chantal Rabetalata
|
| Tapatapakahitra |
iarahana
amin-dRabetalata Chantal |

|
tamin'i Toetra Ràja (Poetawebs)
momba ny velakevitra ataony ny 24/09/2025
|
| Lahatsoratra |
Dol'Aj,
poeta misaina, miaina...! |

|
Nilofika
antenantenam-banimpotoana ny singa iray nampamerovero ny sahan'ny
literatiora malagasy
|
| Fandalinana |
Eritreritra |

|
tononkalon'i Rado, nohadihadin'i
Faniry Ezeckiel
|
| Fandalinana |
Tenin'ny
poeta |

|
Mahangolingoly,
mahatorotoro fo, mampisaina, mampientana, mampiontana... olona ny
tenin'ny poeta
|